Teny iditra manatra (atra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana frantsay prévenir, aller au devant, empêcher, barrer le passage, opposer, résister: Raha ny Tsitoha no mampiseho ny fahefany, izay zovy no sahy hanatra? (Quand le Tout-Puissant montre sa puissance, qui osera lui résister?) [Abinal 1888]
Endriteny 
manatra
nanatra
hanatra

Teny iditra manatra (hatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to intend to do something, or to do something which will entail censure, blame, or loss. [Richardson 1885]
Endriteny 
manatra
nanatra
hanatra

Teny iditra mañatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mankahatra, mitsapa [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/08