Teny iditra mitsapa (tsapa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikasika amin' ny tanana: Isaky ny adiny iray dia mitsapa ny lohan-janany foana Ramatoa io fa atahorany sao manavy, hono
¶ Manandrana: Omaly i dada no nitsapa ilay fiarakodia vao novidiny
¶ Mijery izay tena toetran' ny zavatra iray marina: Aoka aho handeha aloha hitsapa ny halalin' ny rano
¶ Mamangy amin' ny fahoriana raha misy maty: Lasa nitsapa alahelo an-dry zareo atsy avaratra i dada sy neny. [Rajemisa 1985]
  [Taisaka] manjono amin'ny tanana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy to touch, to feel of; to console [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay toucher; palper; consoler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitsapa
nitsapa
hitsapa
mitsapà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra mitsapà (tsapa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsapa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2017/03/12