|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manatra
Fototeny  2  atra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  prévenir, aller au devant, empêcher, barrer le passage, opposer, résister: Raha ny Tsitoha no mampiseho ny fahefany, izay zovy no sahy hanatra? (Quand le Tout-Puissant montre sa puissance, qui osera lui résister?) [1.3#66]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)8  manatra
Fototeny  9  hatra
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  11  to intend to do something, or to do something which will entail censure, blame, or loss. [1.2]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)15  mañatra
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17  mankahatra, mitsapa [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  18  manatra, mañatra, matrana, manatra, mañatra, matrana

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/08