Teny iditra | 1 manatraingo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] (mitraingo no fampiasa matetika kokoa) Mikapa amin' ny antsy ny tongo-biby hatreo amin' ny lohalika no ho midina: Manatraingo omby |
Fototeny | 4 traingo |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 mitraingo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |