Teny iditra mitraingo (traingo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikapa amin' ny antsy ny tongo-biby hatreo amin' ny lohalika no ho midina: Mitraingo omby [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitraingo
nitraingo
hitraingo
Teny mitovy hevitra manatraingo

2010/05/14