Teny iditra manatroatra (troatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiala tampoka amin' izay misy ny tena: Asa izay nanatroafra azy teo fa gaga daholo ny olona nahita azy lasa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatroatra
nanatroatra
hanatroatra

2010/05/14