Teny iditra | 1 manatroka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra fito rantsana voaravaka vatosoa samihafa anao izy (ny ray aman-dreny) dia ianao no toy izao (Ramboaniaina) |
Fototeny | 4 satroka |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 manasatroka |
Fivaditsoratra | 10 anakotram, manakotra, manakòtra, manatroka, manokatra, mañokatra, manotraka, namokatra, namotraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03 |
![]() |