Teny iditra manatrotrongy (trotrongy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandavo na manosika olona any anolo ana ka mitehika amin' ny tany mihitsy ny lohany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatrotrongy
nanatrotrongy
hanatrotrongy

2010/05/14