Teny iditra manatsaho (tsaho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milaza ka mampiely vaovao tsy mbola azo antoka ny fahamarinany: Misy manatsaho fa fantatra ka hosamborina ilay nanapoaka ny korontana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsaho
nanatsaho
hanatsaho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31