Teny iditra tsaho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha
Mitovy hevitra: fosafosa ~ honohono ~ ketsoketso ~ resaky ny olona ~ sahoa ~ siosio ~ tohono ~ tsahotsaho ~ vaovao [1.1]
Ohatra Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19