Teny iditra manatsaika (tsaika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamerina mitoto ny vary fanindroany, izany hoe ny vary vao afaka ampombo mahery [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsaika
nanatsaika
hanatsaika
Teny mitovy hevitra manatsaitsaika

2010/05/14