Teny iditra | manatsaitsaika (tsaitsaika (tsaika)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamerina mitoto ny vary fanindroany, izany hoe ny vary vao afaka ampombo mahery [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | manatsaika | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |