Teny iditra | 1 manatsaitsaika |
Fototeny | 2 tsaitsaika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamerina mitoto ny vary fanindroany, izany hoe ny vary vao afaka ampombo mahery |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 8 manatsaika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |