Teny iditra manatsarapaka (tsarapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manosika, mandatsaka, mandefa ao anaty...; mandefa hikatroka amin' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsarapaka
nanatsarapaka
hanatsarapaka

2010/05/14