Teny iditra manatsatoka (tsatoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandentika (zavatra) hiraikitra tsy ho afaka hihetsika: Manatsatoka famolaina, fantsika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsatoka
nanatsatoka
hanatsatoka

2010/05/14