Teny iditra | 1 manatsatsika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitono hena amin' ny salazam-by na mivantana amin' izao eo ambony afo |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] faire griller, brocher |
Ohatra |
5 [2.996] manatsatsika hena izy, ka dia voky |
Voambolana |
6 Toe-karena: hanina |
Fototeny | 7 tsatsika |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 manatsatsika, natsamatsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |