Teny iditra | manatsatsika (tsatsika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitono hena amin' ny salazam-by na mivantana amin' izao eo ambony afo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire griller, brocher [1.13] | ||||||||
Ohatra | Manatsatsika hena izy, ka dia voky
[2.996] | ||||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |