Teny iditra manatsidradraka (tsidradraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manainga ho avo: Manatsidradraka ny tongony amantanany ity zaza itỳ rehefa matory [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsidradraka
nanatsidradraka
hanatsidradraka
manatsidradraha
Teny mitovy hevitra manatsidradra

2010/05/05