Teny iditra manatsidradra (tsidradra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manainga ho avo: Manatsidradra ny tongony amantanany ity zaza itỳ rehefa matory [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsidradra
nanatsidradra
hanatsidradra
manatsidradrà
Teny mitovy hevitra manatsidradraka

Teny iditra manatsidradrà (tsidradra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsidradra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/22