Teny iditra | 1 manatsidradraka |
Fototeny | 2 tsidradraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manainga ho avo: Manatsidradraka ny tongony amantanany ity zaza itỳ rehefa matory [1.1] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 9 manatsidradra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |