Teny iditra manatsinganga (tsinganga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manainga ny ilany iray: Manatsinganga ny tongony Ibalita rehefa mandeha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsinganga
nanatsinganga
hanatsinganga
manatsingan
Teny mitovy hevitra maninganga

Teny iditra manatsingangà (tsinganga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsinganga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra maningangà

2013/04/04