Teny iditra manatsingilahila (tsingilahila (hilahila (hila)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampivembèna, mampirondròna [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsingilahila
nanatsingilahila
hanatsingilahila
manatsingilahilà

Teny iditra manatsingilahilà (tsingilahila (hilahila (hila)))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsingilahila [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/23