Teny iditra manatsingoana (tsingoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjera zavatra ka ny vodiny no lasa ambony [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsingoana
nanatsingoana
hanatsingoana
manatsingoàna

Teny iditra manatsingoàna (tsingoana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsingoana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/23