Teny iditra manatsingoloka (tsingoloka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manatsimbadika ka ny loba no atao ambany; mamotitra, manatotongana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsingoloka
nanatsingoloka
hanatsingoloka
manatsingoloha

2013/03/24