Teny iditra manatsintsindrana (tsintsindrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampihoatra na mampanivaka amin' ny namany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsintsindrana
nanatsintsindrana
hanatsintsindrana
manatsintsindràna

Teny iditra manatsintsindràna (tsintsindrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsintsindrana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/23