Teny iditra manatsiredareda (tsiredareda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao an-tsirambina, tsy mitandrina, tsy mikajy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsiredareda
nanatsiredareda
hanatsiredareda
manatsiredaredà

Teny iditra manatsiredaredà (tsiredareda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsiredareda [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/23