Teny iditra manatsitaitaika (tsitaitaika (taika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandatsaka tsy misesy fa mielanelana, manatete [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manatsitaitaika
nanatsitaitaika
hanatsitaitaika
manatsitaitaiha

2013/03/23