|
|
|
|

Teny iditra1  manatsizarizary
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  tsizarizary
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao toy io re lanao
Manivaiva: Mandehana fa manatsizarizary foana ny varotray ianareo izany
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.4.fr#840] vilipender: Manatsizarizary olona (Vilipender quelqu'un)

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29