Teny iditra | manatsotra (tsotra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mampivelatra, manampatra: Tokony hanatsotra ny tananao ianao [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | étendre, allonger, dresser, simplifier [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
simplifier [SLP 1986] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |