Teny iditra | manatsotra (tsotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mampivelatra, manampatra: Tokony hanatsotra ny tananao ianao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | étendre, allonger, dresser, simplifier [1.3] | ||||||||
Simplifier [1.13] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |