Teny iditra mañavela (vela)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mametraka, mamela, tsy raisina intsony: Ronono ka tsy manavela ny tsy hihavana ndre hivadike ho herony (tsy avelan'ny ronono tsy hihavanana dia hiavaka ho herotra aza) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31