Teny iditra | 1 manavitsy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 vitsy |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mampihena isa |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to reduce in number |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] réduire en nombre |
Ohatra |
11 [0.0#] fa samy misy làlan-drazana hiany avokoa isam-bohitra, fa izany no tokony tsy hahaketraka ny mpiasa, ary mampiasa ny malaina, sy manavitsy ny mpangalatra; |
Tsipelina hafa | 12 mamitsy |
Fivaditsoratra | 13 manavitsy, matsivina, nivatsiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02 |
![]() |