Teny iditra manavorivory (vorivory (vory))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahatonga vorivory, manaboribory, manakiboribory, manakivorivory [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manavorivory
nanavorivory
hanavorivory
manavorivoria

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/23