Teny iditra (1/2) | 1 manazava |
Fototeny | 2 zava |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manome hazavana: Manazava ny masoandro Manisy hazavana, mitsilo: Manazava ny efitrano ny jiro Mivaofy, mamelabelatra: Rakoto no nanazava ilay tononkalo manao hoe: "Vazon' ny lavitra" Mahatonga ho madio, mahitsy, matsilo: Sotroy ity fa hanazava ny feonao ~ Ny fivavahana no manazava ny sain' ny olona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to brighten, to illuminate 6 [1.2] to enlighten 7 [1.7] to make clear, to explain |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#869, 1.8] éclairer 9 [1.3#869] illuminer, bien expliquer, rendre distinct 10 [1.8] éclaircir, expliquer |
Ohatra |
11 manazava lesona ny mpampianatra. [2.117#] 12 izay anton' io, tsy misy mahay manazava akory. [2.245#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 17 mahazava |
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny manazava io |
Teny iditra (2/2) | 19 manazavà |
Fototeny | 20 zava |
Sokajin-teny | 21 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manazava [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.3#870] |
Fivaditsoratra | 23 anazavam, mañavaza, manazavà, manazava |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |