|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manda
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda [1.1]
4  Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Fortification, rempart [1.3]
6  Protecteur [1.3]
Ohatra  7  Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. [2.996]
8  raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270]
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  mandà (la)
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15  Tsy manaiky [1.78]
16  Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho [1.1]
17  Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy [1.1]
18  Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana [1.1]
19  Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1]
20  (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10]
21  Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho [1.1]
22  Tsy mandray: mandà ny fahagagana izy [1.1]
23  Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana [1.1]
24  Mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25  To refuse; to deny [1.2, 1.7]
26  To reject [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  27  Refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14]
28  Nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]
29  Désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3]
Ohatra  30  manda famaizana ny mpanota; [2.996]
Haiendriteny 
31  Ny ankehitriny :
32  Ny lasa :
33  Ny hoavy :
34  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny mandà io

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08