Teny iditra | mandaboboka (daboboka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manjera, mamarina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To throw down, to dash with violence [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Jeter en bas, faire tomber en bas, précipiter [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | manadaboboka | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |