Teny iditra | mandabodaboka (dabodaboka (daboka)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To beat, to thump, to bang, to cudgel, to drub [1.2] | ||||||||
Ohatra | sao mahalatsa-boa, sao mitaritarika mamely diamanga sy mandabodaboka totohondry ary mandangi-langy hazo.
[2.346] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |