|
|
|
|

Teny iditra1  dabodaboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] beating, thumping, banging, drubbing
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#94] [duplicatif fréquentatif]
Ohatra  5  [2.5] Lambo moa tia trongitrongy, ary Bemavo tia dabodaboka, ka amin' ireny trongitrony sy dabodaboka ataony ireny no hahakasihany tsy nahy an-Ikelitsitohinina.
Fototeny  6  daboka
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30