|
|
|
|

Teny iditra1  mandaboka
Fototeny  2  daboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay
Mikapoka, mamely: Nandaboka azy tamin' ny tehina teny an-tanany izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to beat, to strike, to throw down, to dash
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Jeter en bas, précipiter, faire tomber, battre, rosser
Ohatra  7  [2.895#] Izato feony efa migoboka mandaboka dia mandaboka, manameloka iroa lehilahy lasa tontakely tsy fidiny noho ny ankasony ihany Nanaiki-molotra i Fandrava.
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12  manadaboka

Fivaditsoratra  13  andambako, mandaboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21