Teny iditra | mandady (lady) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mifindra toerana ka ny kibo no enti-mikisaka: Mandady ny bibilava ¶ Mananika: Jereo ireto vitsika mandady amin' ity hazo itỳ ¶ Mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana: Hay ve mbola mandady itỳ, zaza iỳ fa mbola tsy mandeha akory? ¶ Mandokadoka fatratra, mita handitra: Loza raha handady amin' ny lehibe Rakoto [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to creep; to crawl; to to be subservient [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | ramper, marcher à quatre pattes; se traîner par terre; s'abaisser [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mandady io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |