Teny iditra |
mandaitra
(laitra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miraikitra, mipetaka tsara: Tsy mandaitra amin' ny haro io loko io Misy vokany tsara, mahomby, mahasitrana: Tsy mandaitra velively ilay fanafody natoronao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To adhere, to stick to [1.2]
|
| To penetrate; to stick to; to be effective [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Pénétrer ou adhérer; être efficace [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandaitra |
Ny lasa : |
nandaitra |
Ny hoavy : |
handaitra |
Filaza mandidy : |
mandaira |
|
Ohabolana |
|