Teny iditra |
mandaka
(daka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To kick [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup) [1.3]
|
Ohatra | Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anosizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mandaka |
Ny lasa : |
nandaka |
Ny hoavy : |
handaka |
Filaza mandidy : |
mandakà |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mandakà
(daka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandaka
|
|