Teny iditra mandalo dia raikitra (lalo, dia, raikitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ilazana ireo mora revo sy tsy mba mandinika fa avy hatrany dia manaiky na dia mbola tokony hieritreritra aza [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31