|
|
|
|

Teny iditra1  mandan-tranonjaza
Singan-teny  2  manda, tranon-jaza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  hidy mampisaraka ny tranonjaza sy ny lalanjaza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5  col utérin; [1.13]
Voambolana  6  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01