|
|
|
|

Teny iditra1  mandany andro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manary ny fotoana
Ohatra  4  [2.324] Andeha hiara-mandroso daholo isika, hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao.
Singan-teny  5  mandany, andro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07