Teny iditra | 1 mandà rariny |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10] [mandà ny rariny] manohitra ny marina 4 [1.1] tsy mety miaiky eo anatrehan'ny rariny; mitampi-maso amin'ny marina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qui ne veut pas reconnaître la vérité |
Singan-teny | 6 mandà, rariny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |