Teny iditra mandatehezana (la, tehezana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitambaran' ny antoko politika maro manambatra ny heriny eo anoloana toe-java-tsarotra diavin' ny firenena [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay front [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  manao manda tehezana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31