Teny iditra | 1 mandatsa-bato |
Singan-teny | 2 mandatsaka, vato |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 (taloha) mivory ny iray tanàna ka mandalo tsirairay eo anoloan' ny olo-mahatoky dimy na fito ka manonona izay ahiahina ho mpamosavy, ka izay voateny intelo eo ny anarany dia ampinomina, ary izay no atao hoe mandatsa-bato 5 (ankehitriny) mandray anjara amin' ny fifidianana [1.1] 6 mandray anjara amin'ny fifidianana [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to recount public services rendered by an individual with a view to the bestowment of some favour 8 to choose those to whom the Tangena ordeal was to be administered [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 voter [1.13] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13 |