Teny iditra | 1 mandatsaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mametaka ary mandahatra sy mandrafitra: Mahay mandatsaka biriky tsara Rakoto Mampirotsaka: Efa mahay mandatsaka orana ankehitriny ny olo-mahay Mampiditra... ho tonga, hiana-draharaha: Mandatsaka ny zanany ho mpanefy firavaka izy Mampihena: Tsy afaka mandatsaka ny vidin' ny tranoko aho Mandetsy Manatody: Vao avy nandatsaka Ikalamainty iny voahitsaky ny fiarakodia iny. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to lay down, to put down, to let fall, to put in fig. to flatter, to coax, to blandish, to wheedle, to impose on 5 [1.7] to cast down; to put down, to lay in place |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] faire tomber; poser des briques, etc; enrôler |
Ohatra |
7 [1.300#] Ny atsy, vara-mipoaka mandatsaka aina 8 [2.59#] Ary latsadrakitra, dia nosoratana ny mandatsaka ariary noho miakatra. |
Fototeny | 9 latsaka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny mandatsaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/16 |
![]() |