Teny iditra | 1 mandavaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manao lavaka: Mandovaka tany ny biby salasalany sasany hanaovany trano Mandoaka, mamely: Nandavaka ahy mafy ny anao nony vao noteneniko |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to make a hole, to scoop out 5 [1.7] to dig a hole into |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] faire un trou ou une fosse |
Ohatra |
7 [2.895#] Indro misy lehilahy maromaro miady fo mandavaka. 8 [2.445#] mandavaka fantsakana ianao ka misintona ny rano ao anatiny amin' ny tady. |
Fototeny | 9 lavaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |